Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:33 - Baiboly Katolika33 Fa hoy i Simôna taminy: «Tsy naka tanin’olona hafa izahay, na nahalasa zavatr’olona. fa ny lovan-drazanay izay notanan’ny fahavalonay tsy an-drariny, nandritra ny fotoana vitsivitsy ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 fa novalian’i Simôna hoe: –Tsy naka tanin’olon-kafa izahay na nahalasa zavatr’olona; fa ny lovan-drazanay, izay voatanan’ny fahavalonay nandritra ny fotoana vitsivitsy, no nalainay. Jereo ny toko |