Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:32 - Baiboly Katolika32 Nony tonga tao Jerosalema i Atenôbiosa sakaizan’ny mpanjaka, ka nahita ity firentirentin’i Simôna, izato latabatra rakotry ny kapoaka volamena sy volafotsy mbamin’ity voninahitra be nisehoany, dia nitolagaga erỳ, ka ny tenin’andriana no naveriny nolazaina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Rehefa tonga tany Jerosalema i Atenôby, «sakaizan’ny mpanjaka», dia gaga tokoa nahita ny firentirentin’i Simôna sy ny lalimoara feno fanaka volamena amam-bolafotsy ary ny fitaovana marevaka nananany. Nampitain’i Atenôby ny tenin’ny mpanjaka, Jereo ny toko |