Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:31 - Baiboly Katolika31 na manomeza ianareo talenta volafotsy 500, ho solon’izany, sy talenta 500 hafa koa, noho ny fanimbana nataonareo sy ny hetra tandrifin’ireo tanàna ireo; fa raha tsy izany, dia ho avy hiady aminareo izahay.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Raha lavinareo ny hanao izany, dia manomeza ianareo volafotsy 1 300 kilao ho solon’ireo tanàna ireo, ary volafotsy toraka izany koa ho setrin’ny fanimbana nataonareo sy ny hetra tandrifin’ireo tanàna ireo. Fa raha tsy izany, dia ho avy hiady aminareo izahay. Jereo ny toko |