Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:30 - Baiboly Katolika30 Koa ankehitriny, atolory ny tanàna nalainareo sy ny hetran’ny tany lasanareo, ivelan’ny faritanin’i Jodea, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Koa ankehitriny, avereno amiko ny tanàna nalainareo ary efao amiko ny hetran’ny toerana lasanareo ivelan’ny faritanin’i Jodea. Jereo ny toko |