Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:3 - Baiboly Katolika

3 Noho ny nahazoan’ireo olon-dratsy ny fanjakan’ny razanay, dia tiako ny haka azy indray, hampodiako azy amin’ny toetrany taloha, ka efa namory miaramila maro sy nanomana sambo mpiady betsaka aho;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Noho ny nahazoan’ireo olon-dratsy ny fanjakana’ny razako, dia tiako ny haka azy indray, mba hamerenako azy amin’ny toetrany taloha. Ka efa namory miaramila betsaka aho sy nanomana sambo mpiady maro;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra