Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:29 - Baiboly Katolika29 nandrava ny manodidina azy ka nanimba zavatra be teo amin’ny tany, ary nahalasa toerana betsaka anisan’ny fanjakako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 saingy noravanareo ny faritra manodidina azy. Zavatra betsaka ihany koa no simbanareo teo amin’ny tany ary toerana maro anisan’ny fanjakako no lasanareo. Jereo ny toko |