Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:28 - Baiboly Katolika28 I Atenôbiosa, iray amin’ireo sakaizany, no nirahiny hiresaka aminy sy hilaza aminy hoe: «Ianareo efa mitàna an’i Jôpe, i Gazàra, ny trano mimandan’i Jerosalema tanànan’ny fanjakako; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 I Atenôby, anankiray amin’ireo «sakaizan’ny mpanjaka», no nirahin’i Antiôkôsa mba hampita amin’i Simôna izao teny izao: –Ianareo efa mitana an’i Jôpa sy i Gezera ary ny toera-mafin’i Jerosalema; samy tanàna anisan’ny fanjakako ireo, Jereo ny toko |