Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:27 - Baiboly Katolika27 Tsy nety nandray izany ny mpanjaka, fa notsipahiny ny fanekena rehetra nataony taloha tamin’i Simôna, dia nihatahany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Tsy vitan’ny hoe tsy nety nandray izany i Antiôkôsa, fa nofoanany koa ny fifanekena rehetra nataony taloha tamin’i Simôna sady nihatahany izy. Jereo ny toko |