Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:26 - Baiboly Katolika26 Tamin’izay i Simôna nandefa fanampiana ho any aminy, dia miaramila 2.000 voafantina mbamin’ny volafotsy sy volamena ary fiasana be ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Tamin’izay i Simôna no nandefa fanampiana ho any amin’ny mpanjaka, dia miaramila voafantina andiany anankiroa mbamin’ny volafotsy sy volamena ary koa fitaovana be ihany. Jereo ny toko |