Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:25 - Baiboly Katolika25 Tamin’ny andro faharoa, dia nasian’i Antiôkosy mpanjaka i Dôrà; narosony, narosony ihany ny miaramilany hanakaiky azy, sady nanorina milina izy, ka voahidiny tao i Trifôna, tsy nisy afa-niditra na nivoaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Mbola teo amin’ny zana-bohitr’i Dôrà i Antiôkôsa mpanjaka no nitoby nanao fahirano an’io tanàna io; ka narosony hatrany ny miaramilany hamely an’i Dôrà sady namboatra milina fandrobahan-drindrina izy. Voahidin’i Antiôkôsa tao i Trifôna, ka tsy nisy olona afa-niditra na nivoaka ny tanàna. Jereo ny toko |