Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:23 - Baiboly Katolika23 ary koa amin’ny faritany rehetra: Lampsàka, ny Sparsiata, Delôsa, Minda, Sisiôna, Karia, Samôsa, Panfilia, Lisia, Halikarnasa, Rôda, Faselisa, Kaosa, Sida, Aradôsy, Gôrtìna, Knida, Sipra, ary Sirena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Nandefasana azy koa ireto faritany rehetra ireto, dia i Sampsame, i Sparta, i Delôsa, i Mindôsa, i Sisiôna, i Karia, i Samo, i Pamfilia, i Lisia, i Halikarnasy, i Rôda, i Faselida, i Kôsy, i Side, i Arado, i Gôrtina, i Knido, i Sipra, ary i Sirena. Jereo ny toko |