Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:21 - Baiboly Katolika21 Koa raha misy olon-dratsy nitsoa-ponenana tany amin’izy ireo, tonga atỳ aminareo, dia atolory an’i Simôna mpisorona lehibe izy, hofaizany araka ny lalàny.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Koa raha misy olon-dratsy nitsoa-ponenana niala tao Jodea ka tonga atỳ aminareo, dia atolory an’i Simôna mpisorombe izay hofaiziny araka ny lalànany. Jereo ny toko |