Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:2 - Baiboly Katolika

2 Toy izao no voasoratra ao: «Ny mpanjaka Antiôkosy manoratra ho an’i Simôna mpisorona lehibe sy mpifehy faritany, ary ho an’ny firenena Jody: Arahaba!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Io taratasy io dia mirakitra izao hafatra izao: –Izaho Antiôkôsa mpanjaka no manoratra aminareo sy miarahaba anareo, ry Simôna mpisorombe sy mpifehy ary koa ry firenena jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra