Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:19 - Baiboly Katolika19 Noho izany, sitrakay ny manoratra ho an’ny mpanjaka sy ny firenena, mba tsy hanao izay hamohehatra azy, na hiady amin’izy ireo, na amin’ny tanànany, na amin’ny fireneny, na hanampy an’izay miady aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Noho izany, sitrakay ny manorata taratasy ho an’ny mpanjaka sy ho an’ny faritany maro mba tsy hanahirana ny Jiosy na hiady aminy, na hamely ny tanànany sy ny fireneny, na koa hanampy an’izay miady aminy. Jereo ny toko |