Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:17 - Baiboly Katolika17 Tonga tatỳ aminay, araka ny maha havana azy sy mpikambana aminay, ny ambasadaoron’ny Jody nirahin’i Simôna mpisorona lehibe mbamin’ny vahoaka Jody, hanavao ny fanekena amam-pihavanana natao taloha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Tonga tatỳ aminay ny masoivoho jiosy, izay sakaizanay sy mpiara-miasa aminay. I Simôna mpisorombe mbamin’ny vahoaka jiosy no naniraka azy hanavao ny fisakaizana sy fiaraha-miasa natao taloha. Jereo ny toko |