Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:15 - Baiboly Katolika

15 Tamin’izany no tonga avy any an-tanànan’i Rôma i Nomeniôsa sy ireo nanaraka azy, nitondra taratasy ho an’ny mpanjaka sy ny faritany rehetra, ka izao no teny tao aminy:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Tamin’izany no tafaverina avy any Rôma i Nomeniôsa sy ireo nanaraka azy, nitondra taratasy ho an’ny mpanjaka sy ho an’ny faritany maro, dia taratasy nirakitra izao teny izao:

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra