Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:14 - Baiboly Katolika

14 Notemerany ny tanàna, fa nanatona avy etsy an-daniny teo amin’ny ranomasina koa ny sambo, ka voateriny izy na an-tanety na an-dranomasina, tsy nisy olona navelany hiditra na hivoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Notemeriny ny tanàna, sady nanatona avy any an-dranomasina koa ny sambo; ary voateriny an-tanety sy an-dranomasina ny mponin’i Dôrà, ka tsy nisy navelany hiditra na hivoaka ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra