Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:13 - Baiboly Katolika13 Tonga nitoby teo anoloan’i Dôrà i Antiôkosy nitondra mpiantafika 120.000, sy an-tsoavaly 8.000. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Tonga nitoby teo anoloan’i Dorà kosa i Antiôkôsa nitondra mpiantafika nisy andiany 12 ary mpitaingin-tsoavaly nisy andiany valo. Jereo ny toko |