Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:12 - Baiboly Katolika12 satria hitany fa ratsy maro no mivangongo aminy, sady ny tafiny koa nandao azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 tsapan’i Trifôna manko fa zava-dratsy maro no mivangongo aminy, sady ny tafiny rahateo nandao azy. Jereo ny toko |