Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 15:10 - Baiboly Katolika10 Tamin’ny taona faha-174 dia niroso ho any amin’ny tanindrazany i Antiôkosy, ary tonga nilahatra homba azy avokoa ny miaramila, hany ka lehilahy vitsivitsy sisa tafajanona teo amin’i Trifôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Tamin’ny taona faha-174 dia niainga ho any an-tanindrazana i Antiôkôsa; ary nirohotra nomba azy avokoa ny miaramila, hany ka olom-bitsy no sisa tafajanona teo amin’i Trifôna Jereo ny toko |