Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 15:1 - Baiboly Katolika

1 Avy teo amin’ireo nosin-dranomasina no nandefasan’i Antiôkosy zanak’i Demetriosa taratasy ho an’i Simôna mpisorona sy lehiben’ny Jody sy ho an’ny firenena rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Avy teo amin’ireo nosy grika no nandefasan’i Antiôkôsa zanakalahin’i Demetry taratasy ho an’i Simôna mpisorombe sy mpifehy ny Jiosy ary koa ho an’ny firenena manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 15:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra