Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:9 - Baiboly Katolika

9 ny anti-dahy nipetraka teo an-kianja, samy niresaka ny fandrosoan’ny tany avokoa, ny tovolahy nanao ny akanjo fitondra amin’ny ady ho haingo,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ny anti-dahy, nipetraka teny an-kianja, dia samy niresaka fitomboan-karena; ny tovolahy miakanjo ny fanamiana fanaova-matso sy fitondra an’ady.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra