Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:8 - Baiboly Katolika8 Ny olona samy niasa ny taniny amim-piadanana, ny tany namokatra ny vokany, ny hazo eny an-tsaha kosa, ny voany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Samy niasa ny taniny amim-piadanana ny vahoaka; ka ny saha nanome vokatra ary ny hazo teny an-demaka nanome voa. Jereo ny toko |