Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:7 - Baiboly Katolika

7 Nahazo sambo-belona maro izy, nahafaka an’i Gazàra, i Betsora, ary ny trano mimanda, ka nesoriny avokoa ny loto tamin’ireo, ary tsy nisy olona nahatohitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 ary nampiverina Jiosy maro voasambo-belona an’ady. Azony ny tanàna Gezera sy Bety-Tsoro ary koa ny toera-mafin’i Jerosalema, ka nesoriny avokoa ny fahalotoana ara-pivavahana tamin’ireo toerana ireo; ary tsy nisy olona nahatohitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra