Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:6 - Baiboly Katolika6 Nampitatra ny sisin-tanim-pireneny izy, ka nahazo nizaka ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nampitatra ny sisintanim-pireneny i Simôna sady nahatazona mafy ny faritra nofeheziny Jereo ny toko |