Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:5 - Baiboly Katolika5 Tsy holazaina ny zavatra sasany nahazoany voninahitra fa izao ihany: nahazo an’i Jôpe izy hataony fitodian-tsambo, hifankahazoany amin’ireo nosin-dranomasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Vao mainka nitombo voninahitra izy fony nahazo an’i Jôpa hataony fitodian-tsambo ka hifandraisany amin’ireo nosin-dranomasina. Jereo ny toko |