Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:49 - Baiboly Katolika

49 ary hasiana kôpian’izany koa ao amin’ny efitrano firaketana mba hoentin’i Simôna sy ny zanany amin’izay ilany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 ary hasiana kopian’izany koa ao amin’ny efitrano firaketana mba hampiasain’i Simôna sy ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:49
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra