Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:48 - Baiboly Katolika

48 Dia tapaka fa hosoratana amin’ny takela-barahina izany teny izany, ka hapetraka amin’ny lalan-tsara ao amin’ny tempoly amin’ny fitoerana miharihary;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Notapahin’ny Jiosy fa hosoratana amin’ny takelaka halimo izany teny izany, ka hapetraka amina toerana miharihary eo amin’ny kianjan’ny tempoly;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:48
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra