Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:47 - Baiboly Katolika

47 Neken’i Simôna izany, nankasitrahiny tsara ny hanao ny raharahan’ny mpisorona lehibe, lohan’ny tafika, mpanapaka ny Jody mbamin’ny mpisorona, ary hanao ny raharahan’ny mpifehy ambony indrindra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

47 Neken’i Simôna sady nankasitrahiny rahateo ny hanao ny raharaha maha mpisorombe sy mpitari-tafika ary mpifehy ny Jiosy mbamin’ny mpisorona, izany hoe ny ho eo ambonin’ny olon-drehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:47
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra