Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:45 - Baiboly Katolika45 Na iza na iza manao zavatra mifanohitra amin’izany, na mandika ny sasany aminy, ho voaheloka hosazina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara45 Na iza na iza manao zavatra mifanohitra amin’ireo didy ireo, na manafoana ampahany aminy, dia hiharam-pamaizana. Jereo ny toko |