Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:44 - Baiboly Katolika

44 Na iza na iza amin’ny vahoaka, na amin’ny mpisorona, tsy misy mahazo mitsipaka amin’ireo zavatra vao voalaza ireo, na dia iray aza, na manohitra ny didy omeny, na dia iray aza, na miantso fivoriana eo amin’ny tany, na dia iray aza, raha tsy nomeny lalana; na mitondra akanjo jaky aman-jaigrafy volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Na iza na iza amin’ny vahoaka na amin’ny mpisorona dia tsy misy mahazo manafoana ireo zavatra tinapaka ireo na dia iray aza; tsy misy mahazo miantso fivoriana eo amin’ny tanin’i Jodea raha tsy nomen’i Simôna lalana; tsy misy mahazo mitondra akanjo jaky aman-jaigrafy volamena.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra