Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:43 - Baiboly Katolika

43 izy no hikarakara ny zava-masina; hanaiky azy ny olona rehetra ary ny raharaham-panjakana rehetra amin’ny tany hosoratana amin’ny anarany, ary hitondra akanjo jaky sy volamena izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 I Simôna tokoa no mpikarakara ny zavatra momba ny tempoly, ka hanaiky azy ny olona rehetra; ny taratasim-panjakana rehetra ao Jodea dia hosoratana amin’ny anarany; ary ny tenany hitondra akanjo jaky sy mari-boninahitra volamena.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:43
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra