Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:42 - Baiboly Katolika

42 ka dia izy no hifehy ny tafik’izy ireo, hikarakara ny zava-masina, hanendry ny lehibe amin’ny raharaham-panjakana izay hitondra ny tany sy hitandrina ny fiadiana ary hiaro ny trano mimanda;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 izy koa no ho tonga mpitari-tafiky ny Jiosy, hikarakara ny zavatra momba ny tempoly, hanendry ny lehiben’orinasa sy ny mpandraharaham-panjakana ary ny mpiandraikitra fitaovam-piadiana sy tanànamimanda.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra