Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:41 - Baiboly Katolika

41 Ka dia sitraky ny Jody sy ny mpisorona ny haha-mpanapaka sy mpisorona lehibe mandrakariva an’i Simôna mandra-pisehon’izay mpaminany mendrika hinoana;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Reny koa fa sitraky ny Jiosy sy ny mpisorony ny haha filoha sy mpisorombe an’i Simôna mbamin’ny taranany mandra-pisehon’izay mpaminany mahatoky;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:41
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra