Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:40 - Baiboly Katolika

40 Satria reny fa hoe ny Rômanina dia niantso ny Jody ho sakaiza aman-kavana ary rahalahy, sady nandray tamim-panajana ny irak’i Simôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Ren’i Demetry manko fa hoe ny Rômanina dia niantso ny Jiosy ho sakaiza sy mpifarimbona ary havana sady nandray tamim-pomba manetriketrika ny irak’i Simôna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:40
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra