Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:4 - Baiboly Katolika4 Nandry feizay ny tanin’i Jodà, nandritra ny andro rehetra nitondran’i Simôna. Nikely aina hampandroso ny vahoakany izy, ka nankasitrahin’ny vahoaka ny fahefana amam-boninahiny, tamin’izany andro rehetra izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Nandry feizay ny tanin’i Jodea nandritra ny andro rehetra nitondran’i Simôna. Nikely aina tokoa izy hampandroso ny fireneny; ka nankasitrahin’ny vahoaka ny fahefana amam-boninahitra nananany tamin’izany androny rehetra izany. Jereo ny toko |