Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:37 - Baiboly Katolika

37 Nametrahany Jody mpiandry mahery tao, sy nohamafisiny koa, mba ho azo antoka ny fiarovana ny tany sy ny tanàna, ary nasondrony ny mandan’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Miaramila jiosy no namponenin’i Simôna tao amin’io toera-mafy io sady nohateveniny ny toerana mba handry feizay ny faritany sy ny renivohitra; ary nasondrony ho avo ny mandan’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:37
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra