Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:35 - Baiboly Katolika35 Nony hitan’ny vahoaka ny nataon’i Simôna sy ny voninahitra kendreny ho azon’ny fireneny, dia natsangany ho lehibeny sy ho mpisorona lehibe izy, noho ny zavatra rehetra namonjeny ny fireneny, noho izy nanao ny marina sy niraiki-po tamin’ny fireneny, ary noho izy nanao izay tratra amin’izay rehetra azo natao hanandratra ny fireneny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Hitan’ny vahoaka ny toetra mahatoky nananan’i Simôna sy ny voninahitra kendreny ho azon’ny firenena; ka dia natsangany ho lehibeny sy ho mpisorombeny izy noho ny zavatra rehetra vitany ary ny toetra mitandro ny rariny sady mahatoky nasehony tamin’ny fireneny. Niezahany tamin’ny fomba isan-karazany koa ny hanandratra ny fireneny. Jereo ny toko |