Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:33 - Baiboly Katolika

33 Nohamafisiny ny tanànan’i Jodea mbamin’i Betsora miorina eo amin’ny sisin-tany izay nisy ny fiadian’ny fahavalo taloha, dia nametrahany miaramila Jody.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Nohamafisiny ny tanànan’i Jodea ary koa i Bety-Tsoro izay miorina eo amin’ny sisin-tany sady fitahirizam-piadiana teo aloha ho an’ny fahavalo; dia nametrahany andia-miaramila jiosy tao.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra