Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:32 - Baiboly Katolika32 Fa nitsangana tamin’izay kosa i Simôna niady hiaro ny fireneny; vola aman-karenan’ny tenany betsaka no nolanîny namononana fiadiana ho an’ny lehilahy mahery teo amin’ny fireneny sady nomeny karama izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Fa nitsangana kosa tamin’izay i Simôna ka niady ho an’ny fireneny; vola aman-karena betsaka no nafoin’ny tenany sy nolaniny mba hamononana fiadiana ho an’ny vatan-dehilahin’ny tafi-pirenena sy hanomezan-karama azy. Jereo ny toko |