Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:31 - Baiboly Katolika31 Dia nitady hanitsaka sy hanafoana ny taniny ireo fahavalony, sady haninji-tanana amin’ny fitoerana masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Dia nitady hanafika ny tanin’i Jodea ny fahavalo mba handrava azy sy handroba ny tempoly. Jereo ny toko |