Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:29 - Baiboly Katolika29 i Simôna zanak’i Matatiasa amin’ny taranak’i Jariba, mbamin’ireo rahalahiny, dia nanao vy very ny ainy, sy nanohitra ireo fahavalon’ny firenena, mba hijoroan’ny fitoerana masina mbamin’ny lalàna, ary nampahazo voninahitra lehibe ny fireneny izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Tamin’ny ady maro natao teto amin’ny tanintsika, i Simôna zanakalahin’i Matatià sady mpisorona anisan’ny antokon’i Jôiariba ary koa ireo rahalahin’i Simôna dia samy nanao vy very ny ainy; nanohitra ny fahavalom-pirenena ireo mba hijoroan’ny tempoly mbamin’ny lalàna, ka nampahazo voninahitra lehibe ny fireneny. Jereo ny toko |