Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:28 - Baiboly Katolika28 tamin’ny fivorian-dehibe, nivorian’ny mpisorona mbamin’ny vahoaka, ny lehiben’ny firenena ary ny loholon’ny tany, dia navoaka ampahibemaso izao: Tamin’ireo ady maro natao teto amin’ny tanintsika, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 dia nisy fivoriambe nataon’ny mpisorona mbamin’ny sarambabem-bahoaka sy ny lohandoham-pirenena ary ny loholom-paritany. Ka teo no nampahalalana anay ireto zavatra ireto. Jereo ny toko |