Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:27 - Baiboly Katolika27 ary izao no kôpiany: Tamin’ny andro faha-18n’ny volana Elola, taona faha-172, fahatelon’ny taona naha-mpisorona lehibe an’i Simôna, tao Saramela, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 ary izao no kopian’ireo teny ireo: –Tamin’ny andro faha-18-n’ny volana Elola, taona faha-172, na hoe taona fahatelo nanapahan’i Simôna mpisorombe tao amin’ny kianjan’ny vahoakan’Andriamanitra, Jereo ny toko |