Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:26 - Baiboly Katolika26 Fa samy naneho herim-po tsy mety ketraka, na izy, na ireo rahalahiny, na ny fianakavian-drainy: niady sy nanosika ny fahavalon’i Israely izy ireo, ary nanao izay hahazoany fahafahana.» Dia nosokirin’izy ireo tamin’ny takela-barahina izany zavatra izany, ka nahantony tamin’ny andry anankiray tao an-tendrombohitra Siôna izany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Fa samy naneho herimpo tsy mety ketraka na ny tenan’i Simôna na ireo rahalahiny na ny ankohonan-drainy ka niady tamin’ny fahavalon’i Israely mba hampiala azy ary nanao izay hahazoantsika fahafahana. Dia nisy teny nosokirin’ny Jiosy tamina takelaka halimo maromaro ka nahantony tamin’ireo andry tao an-tendrombohitra Tsiôna; Jereo ny toko |