Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:25 - Baiboly Katolika

25 Nony nandre ireo zavatra ireo ny vahoaka, dia nanao hoe: «Inona no mariky ny fankasitrahana hatolotsika an’i Simôna sy ireo zanany?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nony nandre ireo zava-nitranga ireo ny vahoaka jiosy, dia nanao hoe: –Inona no mari-pankasitrahana hatolotsika an’i Simôna sy ireo zanany?

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra