Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:24 - Baiboly Katolika24 Tatỳ aorian’izany, nalefan’i Simôna ho any Rôma i Nomeniôsa nitondra ampinga volamena lehibe, lanjan’arivo mina, mba hahazo antoka ny fanekena amin’izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Taorian’izany no nalefan’i Simôna ho any Rôma i Nomeniôsa mba hanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny Rômanina; nitondra ampinga volamena lehibe milanja 44 kilao i Nomeniôsa tamin’izay. Jereo ny toko |