Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 14:23 - Baiboly Katolika

23 Ka sitraky ny vahoaka ny nandray an’ireo lehilahy ireo tamim-boninahitra, sy nametraka ny kôpian’ny lahateny, ao amin’ny fitahirizam-bokim-panjakana, mba hahatahirizan’ny vahoaka Sparsiata ny fahatsiarovana azy. Ary nasainay nosoratana ho any amin’i Simôna mpisorona lehibe izao kôpiany izao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Sitraky ny vahoakanay ny nandray an’ireo lehilahy ireo tamim-pomba manetriketrika sy ny nametraka ny kopian’ny lahateniny ao anatin’ny bokim-panjakana mba hitazonan’ny vahoaka sparsiata ny fahatsiarovana azy. Ary ny kopian’izao zavatra izao dia nosoratana ho an’i Simôna mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 14:23
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra