Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:22 - Baiboly Katolika22 Ary nosoratanay ho isan’ny teny ieram-bahoaka ny voalazan’izy ireo, dia izao: I Nomeniôsa zanak’i Antiôkosy, sy i Antipatera zanak’i Jasôna ambasadaoron’ny Jody, dia tonga tatỳ aminay hanavao ny fihavanany aminay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ary ny teniny dia nosoratanay ao amin’ny raki-tsoratry ny firenenay toy izao: «I Nomeniôsa zanakalahin’i Antiôkôsa ary koa i Antipatera zanakalahin’i Jasôna dia masoivohon’ny Jiosy, ka tonga taty aminay hanavao ny fisakaizana aminay. Jereo ny toko |