Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 14:21 - Baiboly Katolika21 Voaresak’ireo ambasadaoro nalefa ho atỳ amin’ny firenenay, ny haja amam-boninahitra anananareo, sady nahafaly anay ny nahatongavan’izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Voaresak’ireo masoivoho nalefanareo ho aty amin’ny firenenay ny haja amam-boninahitra anananareo; sady nahafaly anay ny famangiany anay. Jereo ny toko |